tiajazz
Le 18/10/2008 16:44:09
|
Raha mihaino ireo sombin-kira ato @ity blog ity ny tenako dia sosotra mafy tokoa te hanana ireo hira sationany ,indrindra moa fa : MPIVAHINY (tena ankafiziko satria jazz milanto tokoa )mahay milalao tokoa i Fanja sy ny ekipany.
Dia tena makasitraka tokoa, ary miandry mba ho afaka manao "commande en ligne" indray andoany.
Mbola mankasitraka foana.
Hasina RASOANAIVO. ( Paris)
|
|